-x-antambahoaka_mat_text_reg/15/32.txt

1 line
603 B
Plaintext

\v 32 Nagnantso ny mpianatrany mba hagnantogna an'Azy Jesôsy de nizaka hoe: "Malahelo ny Fokonolona zaho, satria efa telo andro sahady iary zareo nitometra niaraka taminaha nefa tsy managna k'oanina. Tsy te hagnandefa an'iary zareo tsy mihinagna Aho, sô de toragna an-dalagna egny." \v 33 De nizaka mpianatra tamin'Azy hoe: " Aza ahitanay mofo ampy ny fokonolona maro be aty amin'ny tany tsisy olona? \v 34 Nizaka Jesôsy tamin'iary zareo hoe:" Mofo firy aminareo agny? De nizaka iary zareo hoe: "Fito de laoka madinika vitsivitsy." \v 35 Aveo Jesôsy nandidy ny Fokonolona mba hitometra amin'ny tany.