-x-antambahoaka_mat_text_reg/15/29.txt

1 line
555 B
Plaintext

\v 29 Nenga teo Jesôsy ka nandea akekin'ny ranomasinan'ny Galilia. Aveo de niakatra tegny an-tendrombohitra raika Izy ka nipetraka teo. \v 30 Fokonolona maro no nagnatogna an'Azy. Nandosin'iary zareo niaraka tamin'iary zareo ny mitongaitra, ny jamba, ny môgna, ny manatakaitra, mban'ny marary maro hafa koa. Navelan'iary zareo tamin'ny tongotran'i Jesôsy; ka de nositragniny. \v 31 Ka de gaga ny Fokonolona ndreka nahita ny môgna mizaka, ny manatakaitra sitrana, ny malemy afaka mandea, ny jamba mahita. Nankalaza ny Andriamanitran'Israely iary zareo.