-x-antambahoaka_mat_text_reg/15/27.txt

1 line
307 B
Plaintext

\v 27Nizaka izy hoe: "Aika, Tompo, ndregny ny amboa aza mba mihinagna zegny ambikambiny latsaka avy amin'ny latabatran'ny tompony."\v 28 De namaly Jesôsy sady nizaka tamin'azy hoe : "Raviavy, lebe ny finônao; ho tanteraka aminao anie zany araka ny fagnirinao." De sitragna zanagny viavy tamin'io lera io.