-x-antambahoaka_mat_text_reg/15/07.txt

1 line
337 B
Plaintext

\v 7 Anareo mpetsaravelatsihy! Marina ny faminanian'Isaia mikasika anareo ndreka nizaka izy hoe: \v 8 'Ity fokonolona ity de magnaja Anaha amin'ny molotrany iary zareo; fa ny fon'iary zareo koza de magnalavitra Anaha. \v 9 Tsisy antony ny fiderany Anaha, satria iary zareo mampianatra ny didin'olombelona kara ny fampenaran'iary zareo.'"