-x-antambahoaka_mat_text_reg/15/04.txt

1 line
486 B
Plaintext

\v 4 Fa Andriamanitra nizaka hoe: "Hajay ny Abanao amban'ny endrinao', de zegny mizaka ratsy, ny abanao sy endrinao, de ho faty.' \v 5 Fa anareo mizaka hoe: ' Na zovy na zovy mizaka amin'ny abany na amin'ny endriny hoe: "Ndre ino ndre ino fagnampena zegny azonareo avy aminaha de fagnomezana ho an'Andriamanitra amin'izao, "' \v 6 ny olona zany de tsy mila magnaja ny abany. Amin'izany fomba izany de nofoagnanareo ny zakan'Andriamanitra avy amin'ny tombotsoan'ny fomban-drazagnanareo.