-x-antambahoaka_mat_text_reg/15/01.txt

1 line
402 B
Plaintext

\v 1 Avieo de nisy Fariseo sy mpanora-dalàna sanasanagny avy agny Jerosalema nagnantogna an'i Jesôsy. De nagnano iary zareo hoe: \v 2 "Nagnino ny mpianatranao no mandika ny fomban-drazagna ny zoky olona? Fa tsy manasa tagnana iary zareo alohan'ny hihinagna." \v 3 Namaly Izy de nizaka tamin'iary zareo hoe: "Ka nagnino arika anareo no mandika ny lalàn'Andriamanitra avy amin'ny fomban-drazagnanareo?