-x-antambahoaka_mat_text_reg/14/25.txt

1 line
363 B
Plaintext

\v 25 Fahefatra ny fiambenana tamin'ny alina de nagnatona an'iary zareo jesôsy,de nandeha tambony ranomasina. \v 26 Ndreka nahita an'Azy nandeha tambony ranomasina ny mpianatra, de natahotra ka nizaka hoe: "Angatra io," ka de nihoaikoaika tamin'avakana iary zareo.\v 27 Fa Jesôsy tonga de nizaka tamin'iary zareo hoe: " Mahereza! Izaho my itiky! Aza matahotra."