-x-antambahoaka_mat_text_reg/14/19.txt

1 line
458 B
Plaintext

\v 19 Aveo Jesôsy nibeko ny fokonolona mba hitometra amin'ny ahitra. De nalainy ny mofo dimy sy laoka roy. Ka niandrandra tagny an-danitra, sady nisaotra Izy de nanapaka ny mofo ka nomeny ny mpianatra, de ny mpianatra nagnome an'zany an'iregny fokonolona.\v 20 Nihinagna aby izy marobe ka voky. Avy teo de naotrik'iary zareo ny sisa tsy lany ka nahafeno roambinifolo tanty.\v 21 Teo amin'ny dimy arivo lahy teo ny nihinagna, ankôtra ny zaza sy ny viavy.