-x-antambahoaka_mat_text_reg/14/16.txt

1 line
263 B
Plaintext

\v 16 Ka Jesôsy nizaka an'iary zareo hoe: "Tsy tokony hampandianina iary zareo. Fa omenareo raha hoanina iary zareo."\v 17 Nizaka iary zareo tamin'Azy hoe: "Mofo dimy de laoka roy fotsiny no hanagnanay ato." \v 18 Nizaka Jesôsy hoe: "andosy aty aminaha zany."