-x-antambahoaka_mat_text_reg/14/15.txt

1 line
255 B
Plaintext

\v 15 Ndreka tonga ny arivariva, de nandea tamin'Azy ny mpianatra ka nizaka hoe: "Ity de toerana sisy raha, sady efa alina ny andro. Alefaso ny fokonolona, mba hafahan'iary zareo mandea agny amin'ireo tanàna de hivanga raha hoanina ho an'azy iary zareo."