-x-antambahoaka_mat_text_reg/14/13.txt

1 line
357 B
Plaintext

\v 13 Ndreka naregny an'zany Jesosy, de nenga tamina lakana raika Izy ho agny amina toerana raika mitokana. Ndreka naregny an'zany ny fokonolona, de nagnaraka an'Azy nande tongotra avy tagny amin'iregny tanàn-dehibe. \v 14Aveo Jesôsy nandea teo aloan'iary zareo ka nahita fokonolona marobe. Nalahelo an'iary zareo Izy sady nagnafaka ny aretin'iary zareo.