-x-antambahoaka_mat_text_reg/14/10.txt

1 line
283 B
Plaintext

\v 10 De nagniraka olona nanapaka ny lohan'i Jaona tam-ponja izy.\v 11 Aveo de nandosina tamina kopy ny lohany de nameny an'i zazavivy igny ka nandosin'ny tamin'ny endriny zany. \v 12 Avy teo de tonga ny mpianatrany, nangala ny faty, ka nandeha ary zareo de nampandregny an'i Jesosy.