-x-antambahoaka_mat_text_reg/13/51.txt

1 line
410 B
Plaintext

\v 51 Azonareo ma i raha maro be zany?" Nizaka ny mpianatrany hoe: "Aika." \v 52 Aveo Jesôsy de nizaka tamin'iary zareo hoe: "Ka amin'izany ny mpanora-dalàna maro be ndregny nanjary mpianatra tamin'ny fanjakan'ny lanitra de kara ny lilahy tompon-tragno raika, mamoaka raha tranainy mbana raha vaovao avy amin'ny harena." \v 53 Aveo ndreka nahavita fagnoaharana Jesôsy, de negna tamin'izany tanàna zany Izy.