-x-antambahoaka_mat_text_reg/13/44.txt

1 line
439 B
Plaintext

\v 44 Ny fanjakan'ny lanitra de ôtran'ny harena mivony amin'ny tanim-boly raika. Nisy lilahy nahita an'izany ka navoniny. Nandeha tamin'ny hafaleny izy, nivarotra an'ny zegny nanagnany aby, ka nividy an'io tanim-boly io.\v 45 Sady, ny fanjakan'ny lanitra de kara ny lilahy mpivarotra miaragna vatosoa lafo vidy.\v 46 Ndreka nahita vatosoa raika tena lafo vidy izy, de nandeha sady nivarotra an'ny zegny nanagnany aby ka nividy an'izany.