-x-antambahoaka_mat_text_reg/13/34.txt

1 line
376 B
Plaintext

\v 34 Fagnoharana ny nizakan'i Jesôsy ny raha-maro be tamin'ny fokonolona; de tsy nizaka na ino na ino tamin'iary zareo afa-tsy tamin'ny fagnoharana Izy. \v 35 Izany de mba hahatanteraka gny raha nizakaina tamin'ny alalan'ny mpaminany, ndreka nizaka Izy hoe: "Izaho hizaka amin'ny alalan'ny fagnoharana. Hizaka ny raha navony hatramizay namoronana an'izao tontolo izao Aho."