-x-antambahoaka_mat_text_reg/13/27.txt

1 line
333 B
Plaintext

\v 27 Tonga ny mpiasan'ny tompon'ny tany de nizaka taminazy hoe: 'Tompoko, voa tsara ma nafafinao tamin'ny tanimbary va? Ka nagnino izy amin'izao misy voan-tsiparifary?'\v 28 De nizaka tamin'iary zareo izyhoe: Nisy fahavalo nagnano an'izany.' De nizaka ny mpiasa taminazy hoe: 'Ka tenao ma ny handiananay agny hagnavotra an'azy an?'