-x-antambahoaka_mat_text_reg/13/22.txt

1 line
423 B
Plaintext

\v 22 Ny nafafy tamin'ny fantsy, io ny olona zegny maregny ny raha zakaina, kanefa ny fiahiahian'izao tontolo izao mban'ny fitaky ny harena mamatotra ny raha zakaina, ka de lasa tsy namoa izy. \v 23 Ny nafafy tamin'ny tany tsara koza, io ny olona maregny korana ka mahazo an'izany. Ka misy isiny izy sady mahatonga ny isiny tokana, hamoa hitombo zato mihôtra ny zay nambolena, ny sasagny enim-polo, ny sanagny telo-polo."