-x-antambahoaka_mat_text_reg/13/20.txt

1 line
296 B
Plaintext

\v 20 Ny nafafy tamin'ny tany be vato de ny olona ndre maregny ny raha zakaina ka tonga de mandray an'azy am-pifalena, \v 21 nefa mbola tsy mahazo vahatra tsara agnatiny izy ka de maharitra bitabitaka fotsiny. Ndreka tonga ny fijalena na fagnenjehana amin'ny raha zakaina, de malaky vignitra izy.