-x-antambahoaka_mat_text_reg/13/13.txt

1 line
345 B
Plaintext

\v 13 Zany antony hikoragnako amin'iary zareo amin'ny alalan'ny fagnoharana: Na de mizaha aza iary zareo, de tsy maita; ndre de miteno, de tsy maregny, na mahazo.\v 14 Tanteraka amin'iary zareo ny faminanian'Isaia, mizaka hoe: 'Ndreka miteno de haregny anareo, nefa de tsy hahazo mihintsy; ndreka mizaha de hahita anareo, nefa tsy hahatakatra.