-x-antambahoaka_mat_text_reg/13/10.txt

1 line
416 B
Plaintext

\v 10 Tonga ny mpianatra de nizaka an'i Jesôsy hoe: nagnino Anao na mikorana amin'ny fokonolona amin'ny fagnoharana?"\v 11 Namaly Jesôsy de nizaka an'iary zareo hoe: "Anareo namena tombony hafatantra ny raha mivony amin'ny fanjakan'ny lanitra, fa iary zareo de tsy namena an'izany.\v 12 Satria na iza na iza managna, de ho maro be aza no hamena. Fa na iza na iza tsy managna, na zay anagnany aza halaina aminazy.