-x-antambahoaka_mat_text_reg/13/01.txt

1 line
269 B
Plaintext

\v 1 Tamin'ny zany fotôna zany Jesôsy de nandeha nivôka ny tragno ka nipetraka tamoron-dranomasina.\v 2 Nisy fokonolona maro be nivorovoro nagnodidigna Anazy, ka niditra tan-dakana Izy de nipetraka tao, fa nitsangana tamoron-dranomasina koza ny fokonolona maro be.