-x-antambahoaka_mat_text_reg/11/20.txt

1 line
487 B
Plaintext

\v 20 Avy eo Jesôsy de nanomboka nizaka mafy ny tanàna zegny nagnamboarany ny asany mahagaga maro be io, satria tsy nivalo iary zareo. De nizakainy hoe :"\v 21 Loza ho anareo, ry Korazina! Loza ho anareo, ry Betsaida! Raha mba natao tagny Tyra sy Sidona io asa mahagaga zay namboarina taminareo teto io, de mba efa ela iary zareo nivalo tamin'ny lamba fisaonana mban'ny lavenina."\v 22 Nefa de ho moramora kokoa ny an'ny Tyra sy Sidona amin'ny andron'ny fitsarana toy izay nenareo.