-x-antambahoaka_mat_text_reg/11/16.txt

1 line
272 B
Plaintext

\v 16 Tokony hoariko amin'ino arika ity taranaka ity? Izany de karan'ny zaza milalao abazary, mipetraka sady mifagnantsognantso\v 17 de mizaka hoe :" Efa nisofinay taminareo ny sodina, fa tsy nandihy anareo. De nagnano hira fisaonana koa izahay, fa tsy nitomagny anareo."