-x-antambahoaka_mat_text_reg/11/04.txt

2 lines
336 B
Plaintext

\v 4 De namaly Jesôsy sady nizaka an'iary zareo hoe
:"Mandana de zakay amin'i Jaona zegny hitanareo sy regninareo."\v 5Mahita ny jamba, mandeha ny olona malemy, diovina ny boka, maregny aby ny maregnina, atsangana ho velona ny maty, sady itoriana ny vaovao mahafaly ny mahantra.\v 6 De sambatra zegny tsy misendôtra noho ny aminaha.