-x-antambahoaka_mat_text_reg/08/26.txt

1 line
331 B
Plaintext

\v 26 De namaly an'iary zareo Jesôsy hoe: "Nagnino anareo na matahotra, a tsy ampy finoana?" De nitsangana Izy sady nizaka mafy ny agnina mban'ny ranomasina. De nilamina be avy teo. \v 27 Gaga ny lilahy marobe ka nizaka hoe: "Fa karazagna lilahy magnano akory lôtra ty, fa ndre de ny rivotra mban'ny ranomasina de magneky Anazy?"