-x-antambahoaka_mat_text_reg/08/23.txt

1 line
304 B
Plaintext

\v 23 Ndreka niditra tagnaty lakana Jesôsy, de nagnaraka Anazy niditra koa ny mpianatrany.\v 24 Igny, nisy agnina mafy be tan-dranomasina, ka de feno ny onja ny lakana. Fa nahazo tory Jesôsy.\v 25 Nagantogna Anazy ny mpianatra sady namoha Anazy, de nizaka hoe: "Vonjeo atsena, Tompo; ho faty atsena!"