-x-antambahoaka_mat_text_reg/08/16.txt

1 line
333 B
Plaintext

\v 16 Ndreka alina andro, de maro nifatoran'ny devoly nandaon'ny olona tamin'ny Jesôsy. Nizaka fotsiny Izy de nenga fagnahy io sady nagnafaka olona marobe zegny narary.\v 17 Karan'izany nahatanteraka ny raha nizakaina tamin'Isaia mpaminany, nagnano hoe: "Ny vatategnany nagnala ny faharariantsena sady nitondra ny aretignantsena."