-x-antambahoaka_mat_text_reg/08/11.txt

1 line
524 B
Plaintext

\v 11 Zakaiko aminareo, fa maro ny avy agny antsignianana mban'ny avy andrefana ho tonga, ka iary zareo de hipetraka ambon'ny latabatra miaraka amin'i Abrahama, de Isaka mban'iary Jakôba, agny amin'ny fanjakan'ny lanitra.\v 12 Fa zegny zanaky fanjakana de hatsipy amin'ny izigna ambelagny lavitra agny, agny hisy ny fitomagniana mban'ny fiadia-nify." \v 13 De nizaka tamin'i kapiteny igny Jesôsy hoe: "Mandiana! araka ny ninoanao, de Ôka ho tonga aminao zany." De afaka tamin'io lera io mihitsy ny aretignan'ny mpiasa.