-x-antambahoaka_mat_text_reg/07/21.txt

1 line
492 B
Plaintext

\v 21 Tsy zegny mizaka Aminaha hoe: 'Tompo, Tompo,' de hiditra amin'ny fanjakan'ny lanitra, fa zegny magnano ny sitrapon'Iabako agny an-danitra my.\v 22 Maro olona hizaka Aminaha amin'ny andro zany hoe: 'Tompo, Tompo, ka tsy efa naminany tamin'ny agnaranao ma izahay, sady tsy efa nandrôka devoly tamin'ny agnaranao, de nagnano asa lehibe tamin'ny agnaranao? \v 23 Aveo hizaka an'iary zareo sambemaso Izaho hoe: Tsy nafantatra anareo mihitsy Aho! Ka menga lavitra Anaha, a mpagnano ratsy!'