-x-antambahoaka_mat_text_reg/07/07.txt

1 line
351 B
Plaintext

\v 7 Mangataha, de omena anareo zany. Meragna, de hahita anareo. Dondogny, de hivoa ho anareo zany.\v 8 Fa ny marobe mangataka, de mahazo; ny marobe miaragna, de mahita; mban'ny olona mandondogna, de hovohaina.\v 9 Zovy aminareo, ndreka angatahin'ny zanagny mofo, no agnome vato an'azy? \v 10 Na ndreka nangatahiny laoka, de hagnome bibilava an'azy?