-x-antambahoaka_mat_text_reg/05/46.txt

1 line
381 B
Plaintext

\v 46 Fa na zegny tia anareo my tiavinareo, ino arika ny valisoa azonareo? Ndre ny mpamory hetra ma ka tsy magnano karan'izany koa va? \v 47 Na ny rahalahinao raika my no arabahinareo, ino ny ataonareo mihôtra ny hafa? Ndre ma ny Jentilisa aza tsy mba magnano karan'izany koa? \v 48 Amin'izany de tsy maintsy tanterakaanareo, kara ny fahatanterahan'ny Abanareo zay an-danitra agny