-x-antambahoaka_mat_text_reg/05/43.txt

1 line
552 B
Plaintext

\v 43 Efa regninareo fa nizakaina hoe: 'Tsy maintsy mankatia ny mpiara-belogna aminao anao de mankahalà ny fahavalonao. \v 44 Fa zakaiko aminareo, tiavo ny fahavalonareo de mivavaha ho an'ny zegny magnenjika, [Fagnamarihana: Ny dikan-teny taloha tsara be de manga la ny hoe: ""Misaora ny izay magnozogna anareo, magnamboara ny tsara amin'ny zegny malaigna anareo.""]\v 45 mba ho tonga zanaky ny Abanareo zay an-danitra anareo. Fa Izy de mampipôsaka ny masoandrony amin'ny ratsy mban'ny tsara sady mandrotsaka orana amin'ny marina mban'ny tsy marina.