-x-antambahoaka_mat_text_reg/05/40.txt

1 line
334 B
Plaintext

\v 40 De ndreka misy olona magniry ny hiaraka aminao ho agny amin'ny fitsarana ka mangalaka ny akanjonao, de avelay hôn'azy agny ny lambanao. \v 41 Na zovy na zovy manery anao handeha kilometatra raika, mandiana aminy amin'ny kilometatra roy, \v 42 Omeo ndregny mangataka aminao, de az mandà na zovy na zovy magniry hindrana aminao.