-x-antambahoaka_mat_text_reg/05/38.txt

1 line
237 B
Plaintext

\v 38 Regninareo fa nizakaina hoe: 'Maso solon'ny maso, de nify solon'ny nify.' \v 39 Fa zaho koza mizaka aminareo hoe, aza manohitra zegny ratsy. Fa koza, ndre iza ndre iza manefaka ny takolakanao ankavanana de omeo an'azy koa ny ilany.