-x-antambahoaka_mat_text_reg/05/31.txt

1 line
320 B
Plaintext

\v 31 Da efa vôzaka koa hoe: ' Na iza na iza misaraka amin'ny vadiny, de ôka izy hagnome ny taratasy fisara-panambadena.' \v 32 Fa izaho koza mizaka aminareo fa egny misaraka amin'ny vadiny, afa-tsy avuy amin'ny fijangajangana, de mampijangajanga an'azy. Na zovy na zovy manambady afaran'ny fisarahany de mijangajanga.