-x-antambahoaka_mat_text_reg/05/19.txt

1 line
478 B
Plaintext

\v 19 Avy amin'ny zany na zovy na zovy mandika ndre bitaka aza amin'nu didy sy mpampianatra ny sasany agnano kara zany de antsovana koa hoe bitaka be agny amin'ny fanjakan'ny lanitra. Fa na zovy na zovy magneky sady mampianatra de hoa antsovana koa hoe agnonabe agny amin'ny fanjakan'ny lanitra. \v 20 Fa zakaiko aminareo fa ndreka tsy mihoatra ambonin'ny an'ny mpanora-dalàna mban'ny Fariseo ny fahamarinanareo, de tsy hiditra agny amin'ny fanajakan'ny lanitra mihitsy anareo.