-x-antambahoaka_mat_text_reg/05/17.txt

1 line
329 B
Plaintext

\v 17 Aza meritreritra hoe avy handrava ny lalàna na ny mpaminany zaho. Tsy avy hamotika Aho, fa hagnatanteraka an'iary zareo. \v 18 Fa zakaiko marina aminareo aminareo fa mandra-pahaleovan'ny lanitra mban'ny tany, de ho fôgna amin'ny lalàna na de litera raika sy tendro-tsoratra raika ndre, mandrapantanteraka ny raha marobe.