-x-antambahoaka_mat_text_reg/05/15.txt

1 line
314 B
Plaintext

\v 15 Tsisy olona mamelona jiro ka mametraka zany agny ambany tanty, fa egny amin'ny fipetrahan-jiro, de magnazava ny olona maro an-dragno ao zany. \v 16 Ôka hazava egny alohan'ny olona kara izany fomba zany fahazavanareo mba ahitan'iary zareo ny asa tsara ataonareo de ankalazana ny Abanareo zay agny an-danitra.