-x-antambahoaka_mat_text_reg/05/11.txt

1 line
311 B
Plaintext

\v 11 Sambatra anareo ndreka maniratsira anareo sady magnenjika anareo ny olona, de mizaka ny karazana hafetsy ratsy marobe hidrikina anareo avy aminaha. \v 12 Mifalea de miravoravoa, fa lehibe ny valisoanareo agny an-danitra. Fa karan'izany ny fomba nagnenjehan'ny olona ny mpaminany zegny niaigna talohanareo.