-x-antambahoaka_mat_text_reg/02/22.txt

1 line
397 B
Plaintext

\v 22 De ndreka regniny fa i Arkelaosy no nanjaka tagny Jodia nisolo an'i Herôda iabany, de natahotra ny ho agny izy. Tafaran'ny nampitandreman'Andriamanitra an'azy tamin'ny nofy, de nandea tagny amin'ny faritran'i Galilia izy, \v 23 ka nimpetraka tamin'ny tanàna atao hoe Nazareta. Izany de nagnatanteraka gny raha nizakaina tamin'ny alalan'ny mpaminany hoe: "Nazarena no hagnatsovana an'Azy."