-x-antambahoaka_mat_text_reg/02/13.txt

1 line
555 B
Plaintext

\v 13 Ndreka dila iary zareo, de nisy anjelin'ny Tompo nivôka tamin'i Josefa tamin'ny alalan'ny nofy ka nizaka hoe:" Mifoaza, andosy ny zaza amban'ny endriny, de milefasa agny Egypta. Mipetraha agny mandra-pizakako aminao, fa i Herôda de miharagna an'ny zaza hovonina."\v 14 Tamin'igny alina igny my Josefa de nifoha ka nitondra an'ny zaza amban'ny endriny nandeha agny Egypta.Nipetraka tagny izy mandra-pahafaty an'i Herôda.\v 15 Izany de nagnatanteraka gny raha nizakain'ny Tompo tamin'ny mpaminany hoe: "Nantsovako hiala tagny Egypta ny Zanako."