-x-antambahoaka_mat_text_reg/02/11.txt

1 line
444 B
Plaintext

`\v 11 Ndreka niditra tan-dragno iary zareo de nahita an'ny zaza niaraka tamin'i Maria endriny. De niankohoka sady nidera an'azy iary zareo. Ka namoha ny fasena ny fanagnany iary zareo de nagnome fagnomezana volamena, dintin-kazo magnitra amban'ny miora ho an'azy.\v 12 Ndreka nampitandremin' Andriamanitra tamin'ny nofy iary zareo mba tsy hierigna agny amin'i Herôda, de nandeha làlan-kafa iary zareo namonjy an'ny firenena nisy an'azy aby.