-x-antambahoaka_mat_text_reg/02/04.txt

1 line
439 B
Plaintext

\v 4 Nandaon'i Herôda niaraka taminazy ny leben'ny mpisorona marobe amban'ny mpanora-dalànan'olona, de nagnotany an'iary zareo izy hoe: "Ka aza ma nahaterahan'i Kristy?" \v 5 De namaly iary zareo hoe: "A Betleheman'i Jodia, fa izao vôsoratran'ny mpaminany hoe:\v 6 "Fa anao, Betlehema, agny amin'ny tanin'i Joda, de tsy bitaka loatra amin'ny mpitondra an'i Joda, fa avy aminao ny hatongavan'ny mpanapaka zay hiambina ny Israely oloko."