-x-antambahoaka_mat_text_reg/02/01.txt

1 line
424 B
Plaintext

\v 1 Tafaran'ny nahaterahan'i Jesôsy ta Betleheman'i Jodia tamin'ny andron'i Herôda mpanjaka, de tonga tagny Jerosalema ny lilahy manam-pahalalana avy agny atsignanana nizaka hoe: \v 2 "Aza ma i Mpanjakan'ny Jiosy vô teraka zany? Fa nahita ny kintana tegny atsignanana manko anay de tonga mba hidera an'Azy."\v 3 Ndreka naregny an'izany Herôda mpanjaka, de nangorohoro izy, amban'ny Jerosalema maro be niaraka taminazy.