\v 25 Fa nagnantso an’iary zareo Jesôsy hagnantogna an’Azy de nizaka hoe : « Fantanareo fa ny mpanapaka ny Jentilisa de hampijaly an’iary zareo, de ny lilahy lehibe amin’iary zareo de hagnampatra ny fahefany amin’iary zareo.\v 26 Fa tsy tokony ho karan’izany ny aminareo. Fa mifanohitra amin’izany, ndre iza ndre iza magniry hanjary ho lehibe aminareo de tsy mentsy ho mpiasanareo eky, \v 27 sady ndre iza ndre iza magniry ho voalohany aminareo de tsy mentsy ho mpiasanareo, \v 28 karan'ny Zanak’Olona tsy tonga ho tompoina, fa hanompo, sady hagnome ny tegnany mba ho vidim-pagnavotana ho an’ny maro. »