\v 13 Fa namaly ny tompon-tany de nizaka tamin’ny raika tamin’iary zareo hoe : ‘ Tsy magnano zegny tsy mety aminao aho. Tsy denaria raika ma nifagnarahanao taminaha ? \v 14 Alay zegny anao de zory lalagnanao. Izaho de nifidy ny hagnome an’ny mpiasa nikaramaina farany kara ny nenao igny my.