\v 5 Mbola nivoaka ndreka izy tokony tamin’ny enina de tamin’ny sivy, de nagnano karan’izany my. \v 6 Tamin’ny raika ambin’ny folo de nivôka ndreka izy ka nahita mpiasa hafa nijorojoro. De nizaka izy tamin’iary zareo hoe : ‘Nagnino anareo na mijoro eto mandritra ny tontolo andro ? ‘ \v 7 De nizaka iary zareo taminazy hoe : ‘Ka tsisy olona magnarama anay.' De nizaka tamin’iary zareo ndreka izy hoe : ‘Anareo my koa, mandiana amin’ny tanim-boaloboka.’