\v 3 Ndreka nivoaka izy tamin’ny lera fahatelo de nahita mpiasa nijorojoro tabazary. \v 4 De nizaka tamin’iary zareo izy hoe :" Anareo koa, mandiana amin’ny tanim-boaloboka, de zegny an-keviny marina de omeko anareo ." De nandeha niasa iary zareo.