\v 22 Ny mpanompo zegny nahazo talenta roy de nagnantogna sady nizaka hoe "Tompoko, nomenao talenta roy zaho, igny, de nagnatombo talenta roy hafa zaho." \v 23 Nizaka an'azy tompony hoe: 'Tsara zany, a mpanompo tsara sady mahatoky! Natoky tamin'ny raha bitabitaka anao. Zaho hampandrekitra anao amin'ny raha maro. Midira amin'ny amin'ny fifalen'ny tomponao.'