\v 17 Karan'izany koza ny raika zay nahazo talenta roy nahazo roy hafa. \v 18 Fa ny mpanompo raika zay nahazo talenta raika koza, nandeha ka nangady lavaka tamin'ny tany, sady nadevigna ny volan'ny tompony.